Catégorie : Autre

ASA TAGNAMARO : NAVITRIKA NY MPIASAN’NY MINISITERA

Manoloana ny asa Tagnamaro izay tanterahina indray mandeha isam-bolana dia nandray anjara mavitrika amin’ny fanasoavana ny tanindrazana ihany koa ny mpiasan’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, androany teny amin’ny Sampandraharaham-paritry ny Tetibola Analamanga eny...